Fampianarana teny malagasy ho an'ireo vao manomboka. Hianatra tsikelikely ny fomba firesaka, fanoratana ary fahazoana ny teny malagasy. Hazavaiko amin'ny fomba tsotra sy mora takarina ny lesona, ary afaka mampifanaraka ny cours amin'ny haavon'ny mpianatra aho.